Sennacherib Threatens Jerusalem

1. After these things, and the establishment thereof, Sennacherib king of Assyria came, and entered into Judah, and encamped against the fenced cities, and thought to win them for himself.
1. Après ces choses et ces actes de fidélité, parut Sanchérib, roi d`Assyrie, qui pénétra en Juda, et assiégea les villes fortes, dans l`intention de s`en emparer.
1. Ary rehefa afaka izany, ka tafapetraka tsara, dia avy Sankeriba, mpanjakan' i Asyria, niditra tany Joda ary nanao fahirano ireo tanàna mimanda ka nikasa hanafaka izany ho azy.
2. And when Hezekiah saw that Sennacherib was come, and that he was purposed to fight against Jerusalem,
2. Ézéchias, voyant que Sanchérib était venu et qu`il se proposait d`attaquer Jérusalem,
2. Ary nony hitan' i Hezekia fa tonga Sankeriba ka nikasa hamely an' i Jerosalema,
3. He took counsel with his princes and his mighty men to stop the waters of the fountains which were without the city: and they did help him.
3. "tint conseil avec ses chefs et ses hommes vaillants, afin de boucher les sources d`eau qui étaient hors de la ville; et ils furent de son avis."
3. "Dia niara-nihevitra tamin' ny mpanapaka sy ny lehilahy maheriny izy mba hanampina ny rano tamin' ny loharano eny ivelan' ny tanàna; ary nanampy azy ireo."
4. So there was gathered much people together, who stopped all the fountains, and the brook that ran through the midst of the land, saying, Why should the kings of Assyria come, and find much water?
4. Une foule de gens se rassemblèrent, et ils bouchèrent toutes les sources et le ruisseau qui coule au milieu de la contrée. Pourquoi, disaient-ils, les rois d`Assyrie trouveraient-ils à leur arrivée des eaux en abondance?
4. dia tafavory ny olona maro izay nanampina ny loharano rehetra sy ilay sakelidrano mamaky eo afovoan' ny tany, fa hoy izy: Nahoana no avela hahita rano be ny mpanjakan' i Asyria raha tonga?
5. Also he strengthened himself, and built up all the wall that was broken, and raised it up to the towers, and another wall without, and repaired Millo in the city of David, and made darts and shields in abundance.
5. "Ézéchias prit courage; il reconstruisit la muraille qui était en ruine et l`éleva jusqu`aux tours, bâtit un autre mur en dehors, fortifia Millo dans la cité de David, et prépara une quantité d`armes et de boucliers."
5. Ary nampahery tena izy ka namboatra izay manda rava rehetra sady nanovona azy hatrany amin' ny tilikambo ary nasiany manda hafa koa teo ivelany, dia namboatra an' i Milo tao an-Tanànan' i Davida sady nanao lefona aman' ampinga be-tsaka izy.
6. And he set captains of war over the people, and gathered them together to him in the street of the gate of the city, and spake comfortably to them, saying,
6. Il donna des chefs militaires au peuple, et les réunit auprès de lui sur la place de la porte de la ville. S`adressant à leur coeur, il dit:
6. Ary nanendry miaramila hifehy ny olona izy ka nampiangona azy hankeo aminy teo an-dalambe akaikin' ny vavahadin' ny tanàna, dia nanao teny mahafinaritra taminy hoe:
7. Be strong and courageous, be not afraid nor dismayed for the king of Assyria, nor for all the multitude that is with him: for there be more with us than with him:
7. "Fortifiez-vous et ayez du courage! Ne craignez point et ne soyez point effrayés devant le roi d`Assyrie et devant toute la multitude qui est avec lui; car avec nous il y a plus qu`avec lui."
7. "Mahereza ka matanjaha; aza matahotra na mivadi-po noho ny mpanjakan' i Asyria sy ny hamaroan' ny olona rehetra izay entiny; fa ny momba antsika dia be noho ny momba azy."
8. With him is an arm of flesh; but with us is the LORD our God to help us, and to fight our battles. And the people rested themselves upon the words of Hezekiah king of Judah.
8. Avec lui est un bras de chair, et avec nous l`Éternel, notre Dieu, qui nous aidera et qui combattra pour nous. Le peuple eut confiance dans les paroles d`Ézéchias, roi de Juda.
8. Sandry nofo no momba azy, fa Jehovah Andriamanitsika kosa no momba antsika, hanampy antsika sy hiady ny adintsika. ary dia niankina tamin' ny tenin' i Hezekia mpanjakan' ny Joda ny olona.
9. After this did Sennacherib king of Assyria send his servants to Jerusalem, (but he himself laid siege against Lachish, and all his power with him,) unto Hezekiah king of Judah, and unto all Judah that were at Jerusalem, saying,
9. "Après cela, Sanchérib, roi d`Assyrie, envoya ses serviteurs à Jérusalem, pendant qu`il était devant Lakis avec toutes ses forces; il les envoya vers Ézéchias, roi de Juda, et vers tous ceux de Juda qui étaient à Jérusalem, pour leur dire:"
9. Rehefa afaka izany, dia nirahin' i Sankeriba, mpanjakan' i Asyria ny mpanompony hankany Jerosalema (fa izy sy ny miaramilany rehetra kosa nanao fahirano an' i Lakisy tamin' izay) ho any amin' i Hezekia, mpanjakan' ny Joda sy ho any amin' ny Joda rehetra izay tany Jerosalema ka nanao hoe:
10. Thus saith Sennacherib king of Assyria, Whereon do ye trust, that ye abide in the siege in Jerusalem?
10. Ainsi parle Sanchérib, roi d`Assyrie: Sur quoi repose votre confiance, pour que vous restiez à Jérusalem dans la détresse?
10. Izao no lazain' i Sankeriba, mpanjakan' i Asyria: Inona izato itokianareo, no dia miaritra fahoriana ato Jerosalema ianareo?
11. Doth not Hezekiah persuade you to give over yourselves to die by famine and by thirst, saying, The LORD our God shall deliver us out of the hand of the king of Assyria?
11. Ézéchias ne vous abuse-t-il pas pour vous livrer à la mort par la famine et par la soif, quand il dit: L`Éternel, notre Dieu, nous sauvera de la main du roi d`Assyrie?
11. Tsy Hezekia ihany va no manambosy anareo hanolotena ho faty mosary sy hetaheta ka manao hoe: Jehovah Andriamanitsika hanafaka antsika amin' ny tanan' ny mpanjakan' i Asyria?
12. Hath not the same Hezekiah taken away his high places and his altars, and commanded Judah and Jerusalem, saying, Ye shall worship before one altar, and burn incense upon it?
12. N`est-ce pas lui, Ézéchias, qui a fait disparaître les hauts lieux et les autels de l`Éternel, et qui a donné cet ordre à Juda et à Jérusalem: Vous vous prosternerez devant un seul autel, et vous y offrirez les parfums?
12. Tsy io Hezekia io ihany koa va no nandrava ny fitoerana avony sy ny alitarany ary nandidy ny Joda sy Jerosalema ka nanao hoe: Eo anoloan' ny alitara iray no hiankohofanareo sy handoroanareo ditin-kazo manitra?
13. Know ye not what I and my fathers have done unto all the people of other lands? were the gods of the nations of those lands any ways able to deliver their lands out of mine hand?
13. Ne savez-vous pas ce que nous avons fait, moi et mes pères, à tous les peuples des autres pays? Les dieux des nations de ces pays ont-ils pu délivrer leurs pays de ma main?
13. Tsy fantatrareo va izay nataoko, dia izaho sy ny razako, tamin' ny firenena rehetra tany amin' ny tany hafa? Moa va ireny andriamanitry ny firenena tany amin' ny tany hafa ireny nisy nahavonjy ny taniny akory tamin' ny tanako?
14. Who was there among all the gods of those nations that my fathers utterly destroyed, that could deliver his people out of mine hand, that your God should be able to deliver you out of mine hand?
14. Parmi tous les dieux de ces nations que mes pères ont exterminées, quel est celui qui a pu délivrer son peuple de ma main, pour que votre Dieu puisse vous délivrer de ma main?
14. Iza amin' ny andriamanitr' ireo firenena efa naringan' ny razako tanteraka ireo no nahafaka ny olony tamin' ny tanako, ka dia hahafaka anareo amin' ny tanako va ny Andriamanitrareo?
15. Now therefore let not Hezekiah deceive you, nor persuade you on this manner, neither yet believe him: for no god of any nation or kingdom was able to deliver his people out of mine hand, and out of the hand of my fathers: how much less shall your God deliver you out of mine hand?
15. "Qu`Ézéchias ne vous séduise donc point et qu`il ne vous abuse point ainsi; ne vous fiez pas à lui! Car aucun dieu d`aucune nation ni d`aucun royaume n`a pu délivrer son peuple de ma main et de la main de mes pères: combien moins votre Dieu vous délivrera-t-il de ma main?"
15. "Koa ankehitriny, aza avela hamitaka anareo Hezekia, na hitaona anareo tahaka izao; aza mino azy ianareo; fa tsy nisy andriamanitra tany amin' ny firenena sy ny fanjakana izay nahavonjy ny olony tamin' ny tanako sy ny tanan' ny razako; koa aiza ny Andriamanitrareo no hahavonjy anareo amin' ny tanako?"
16. And his servants spake yet more against the LORD God, and against his servant Hezekiah.
16. Les serviteurs de Sanchérib parlèrent encore contre l`Éternel Dieu, et contre Ézéchias, son serviteur.
16. Ary ny mpanompon' i Sankeriba mbola niteny nanohitra an' i Jehovah Andriamanitra sy Hezekia mpanompony,
17. He wrote also letters to rail on the LORD God of Israel, and to speak against him, saying, As the gods of the nations of other lands have not delivered their people out of mine hand, so shall not the God of Hezekiah deliver his people out of mine hand.
17. Et il envoya une lettre insultante pour l`Éternel, le Dieu d`Israël, en s`exprimant ainsi contre lui: De même que les dieux des nations des autres pays n`ont pu délivrer leur peuple de ma main, de même le Dieu d`Ézéchias ne délivrera pas son peuple de ma main.
17. Sady nanoratra taratasy hihaika an' i Jehovah, Andriamanitry ny Isiraely, sy hiteny fanoherana Azy ka nanao hoe: Tahaka ny tsy nahavonjen' ireny andriamanitry ny firenena tany amin' ny tany hafa ireny ny olony tamin' ny tanako no tsy hahavonjen' ny Andriamanitr' i Hezekia ny olony koa amin' ny tanako.
18. Then they cried with a loud voice in the Jews' speech unto the people of Jerusalem that were on the wall, to affright them, and to trouble them; that they might take the city.
18. Les serviteurs de Sanchérib crièrent à haute voix en langue judaïque, afin de jeter l`effroi et l`épouvante parmi le peuple de Jérusalem qui était sur la muraille, et de pouvoir ainsi s`emparer de la ville.
18. Dia niantso tamin' ny feo mahery izy ka nanao teny Jiosy teo anatrehan' ny mponina tany Jerosalema izay teny ambonin' ny manda, hampitahorany sy hampangorohoroany azy mba hahafahany ny tanàna.
19. And they spake against the God of Jerusalem, as against the gods of the people of the earth, which were the work of the hands of man.
19. Ils parlèrent du Dieu de Jérusalem comme des dieux des peuples de la terre, ouvrages de mains d`homme.
19. Ary nanohitra an' Andriamanitr' i Jerosalema izy toy ny nanoherany ny andriamanitry ny firenena any amin' ny tany hafa, izay asan' ny tanan' olona.
20. And for this cause Hezekiah the king, and the prophet Isaiah the son of Amoz, prayed and cried to heaven.
20. Le roi Ézéchias et le prophète Ésaïe, fils d`Amots, se mirent à prier à ce sujet, et ils crièrent au ciel.
20. Ary noho izany, dia nivavaka sy nitaraina tamin' ny lanitra Hezekia mpanjaka sy Isaia mpaminany zanak' i Amoza.
21. And the LORD sent an angel, which cut off all the mighty men of valour, and the leaders and captains in the camp of the king of Assyria. So he returned with shame of face to his own land. And when he was come into the house of his god, they that came forth of his own bowels slew him there with the sword.
21. Alors l`Éternel envoya un ange, qui extermina dans le camp du roi d`Assyrie tous les vaillants hommes, les princes et les chefs. Et le roi confus retourna dans son pays. Il entra dans la maison de son dieu, et là ceux qui étaient sortis de ses entrailles le firent tomber par l`épée.
21. Ary Jehovah naniraka anjely izay nandringana ny lehilahy be herim-po rehetra sy ny mpanapaka ary ny komandy teo an-tobin' ny mpanjakan' i Asyria, ka dia lasa nody tamin-kenatra Sankeriba. Ary nony niditra tao an-tranon' ny andriamaniny izy, dia namono azy tao tamin' ny sabatra ny zanany naterany.
22. Thus the LORD saved Hezekiah and the inhabitants of Jerusalem from the hand of Sennacherib the king of Assyria, and from the hand of all other, and guided them on every side.
22. Ainsi l`Éternel sauva Ézéchias et les habitants de Jérusalem de la main de Sanchérib, roi d`Assyrie, et de la main de tous, et il les protégea contre ceux qui les entouraient.
22. Toy izany no namonjen' i Jehovah an' i Hezekia sy ny mponina tany Jerosalema tamin' ny tanan' i Sankeriba, mpanjakan' i Asyria sy tamin' ny tanan' ny olon-kafa rehetra, ka nitarihany azy tamin' ny toerana rehetra.
23. And many brought gifts unto the LORD to Jerusalem, and presents to Hezekiah king of Judah: so that he was magnified in the sight of all nations from thenceforth.
23. Beaucoup de gens apportèrent dans Jérusalem des offrandes à l`Éternel, et de riches présents à Ézéchias, roi de Juda, qui depuis lors fut élevé aux yeux de toutes les nations.
23. "Ary maro no nitondra fanomezana ho an' i Jehovah tany Jerosalema sy fanomezana ho an' i Hezekia, mpanjakan' ny Joda; dia nalaza teo imason' ny firenena rehetra izy hatramin' izany."

Hezekiah's Pride, Success and Death

24. In those days Hezekiah was sick to the death, and prayed unto the LORD: and he spake unto him, and he gave him a sign.
24. "En ce temps-là, Ézéchias fut malade à la mort. Il fit une prière à l`Éternel; et l`Éternel lui adressa la parole, et lui accorda un prodige."
24. Tamin' izany andro izany dia narary efa saiky maty Hezekia, koa dia nivavaka tamin' i Jehovah izy, ary Jehovah niteny taminy ka nanome azy famantarana.
25. But Hezekiah rendered not again according to the benefit done unto him; for his heart was lifted up: therefore there was wrath upon him, and upon Judah and Jerusalem.
25. "Mais Ézéchias ne répondit point au bienfait qu`il avait reçu, car son coeur s`éleva; et la colère de l`Éternel fut sur lui, sur Juda et sur Jérusalem."
25. "Fa Hezekia tsy mba namaly araka izay soa efa natao taminy; fa niavonavona ny fony, dia niharan' ny fahatezerana izy mbamin' ny Joda sy Jerosalema."
26. Notwithstanding Hezekiah humbled himself for the pride of his heart, both he and the inhabitants of Jerusalem, so that the wrath of the LORD came not upon them in the days of Hezekiah.
26. Alors Ézéchias, du sein de son orgueil, s`humilia avec les habitants de Jérusalem, et la colère de l`Éternel ne vint pas sur eux pendant la vie d`Ézéchias.
26. Kanefa Hezekia nanetry tena noho ilay efa niavonavonan' ny fony, dia izy sy ny mponina tany Jerosalema, ka dia tsy niharan' ny fahatezeran' i Jehovah ireo fahavelon' i Hezekia.
27. And Hezekiah had exceeding much riches and honour: and he made himself treasuries for silver, and for gold, and for precious stones, and for spices, and for shields, and for all manner of pleasant jewels;
27. "Ézéchias eut beaucoup de richesses et de gloire. Il se fit des trésors d`argent, d`or, de pierres précieuses, d`aromates, de boucliers et de tous les objets qu`on peut désirer;"
27. "Ary Hezekia nanana harena sy voninahitra be indrindra; dia nanao trano firaketana izy hitahirizana ny volafotsy sy ny volamena sy ny vatosoa sy ny zava-manitra sy ny ampinga mbamin' ny karazana firavaka soa rehetra;"
28. Storehouses also for the increase of corn, and wine, and oil; and stalls for all manner of beasts, and cotes for flocks.
28. des magasins pour les produits en blé, en moût et en huile, des crèches pour toute espèce de bétail, et des étables pour les troupeaux.
28. Ary sompitra koa ho an' ny vokatra avy amin' ny varimbazaha sy ny divay sy ny diloilo sy trano miefitrefitra hitoeran' ny biby ary vala ho an' ny ondry aman' osy.
29. Moreover he provided him cities, and possessions of flocks and herds in abundance: for God had given him substance very much.
29. "Il se bâtit des villes, et il eut en abondance des troupeaux de menu et de gros bétail; car Dieu lui avait donné des biens considérables."
29. Ary nanao tanàna maro ho azy izy sady nanana fananana, dia ondry aman' osy sy omby betsaka, fa nomen' Andriamanitra fananana be indrindra izy.
30. This same Hezekiah also stopped the upper watercourse of Gihon, and brought it straight down to the west side of the city of David. And Hezekiah prospered in all his works.
30. Ce fut aussi lui, Ézéchias, qui boucha l`issue supérieure des eaux de Guihon, et les conduisit en bas vers l`occident de la cité de David. Ézéchias réussit dans toutes ses entreprises.
30. Ary notampenan' io Hezekia io koa ny fivoahan' ny rano ambony any Gihona ka nampandehaniny tany ambanin' ny tany hidina mahitsy ho any andrefan' ny Tanànan' i Davida izany. Ary nambinina tamin' ny asany rehetra Hezekia.
31. Howbeit in the business of the ambassadors of the princes of Babylon, who sent unto him to enquire of the wonder that was done in the land, God left him, to try him, that he might know all that was in his heart.
31. Cependant, lorsque les chefs de Babylone envoyèrent des messagers auprès de lui pour s`informer du prodige qui avait eu lieu dans le pays, Dieu l`abandonna pour l`éprouver, afin de connaître tout ce qui était dans son coeur.
31. Nefa noho ny amin' ny irak' ireo mpanapaka tany Babylona, izay naniraka tany aminy mba hanontany ny amin' ny zava-mahagaga natao tao amin' ny tany, dia nilaozan' Andriamanitra izy, mba hizahany toetra azy hahalalany izay rehetra ao am-pony.
32. Now the rest of the acts of Hezekiah, and his goodness, behold, they are written in the vision of Isaiah the prophet, the son of Amoz, and in the book of the kings of Judah and Israel.
32. Le reste des actions d`Ézéchias, et ses oeuvres de piété, cela est écrit dans la vision du prophète Ésaïe, fils d`Amots, dans le livre des rois de Juda et d`Israël.
32. Ary ny asan' i Hezekia sisa sy ny soa nataony, indro, efa voasoratra ao amin' ny fahitan' Isaia mpaminany, zanak' i Amoza sy ao amin' ny bokin' ny mpanjakan' ny Joda sy ny Isiraely izany.
33. And Hezekiah slept with his fathers, and they buried him in the chiefest of the sepulchres of the sons of David: and all Judah and the inhabitants of Jerusalem did him honour at his death. And Manasseh his son reigned in his stead.
33. "Ézéchias se coucha avec ses pères, et on l`enterra dans le lieu le plus élevé des sépulcres des fils de David; tout Juda et les habitants de Jérusalem lui rendirent honneur à sa mort. Et Manassé, son fils, régna à sa place."
33. Ary Hezekia lasa nodimandry any amin' ny razany, dia nalevina tao amin' ny toerana ambony indrindra tamin' ny fasan' ny zanak' i Davida izy, ary ny Joda rehetra sy ny mponina rehetra tany Jerosalema nanome voninahitra azy tamin' ny nahafatesany. Ary Manase zanany no nanjaka nandimby azy.
<
>